1 Fihirana fiakarana.
Aoka hisaotra an’i Iaveh àry
ianareo rehetra mpanompon’i Iaveh,
izay manao fanompoana ao an-tranon’i Iaveh,
mandritra ny alina.
2Manandrata tanana ho amin’ny fitoerana masina,
ary misaora an’i Iaveh.
3Hitahy anao avy ao Siôna anie i Iaveh,
izay nanao ny lanitra sy ny tany.
Who We AreWhat We EelieveWhat We Do
2025 by iamachristian.org,Inc All rights reserved.