1Ny amperôra Artakserksesa dia nanoratra ny lalàna ho an’ny fanjakàny na faritra an’atitany izany na faritra amoron-tsiraka.
2Izay rehetra nataony araka ny fahefana sy ny herimpo nananany ary koa ny harena amam-boninahitry ny fotoana nanjakany, dia indreo efa voasoratra ao amin’ilay boky milohateny hoe Asan’ireo amperôran’i Persia sy i Media
.3I Môrdôkay no nitantan-draharaha tamin’ny anaran’ny amperôra Artakserksesa. Olona nalaza teo amin’ny fanjakana izy sady nomem-boninahitra teo amin’ny Jiosy. Nankamamy azy izay rehetra mpiray firenena aminy ary nitantarany ny fizotran-javatra.
Who We AreWhat We EelieveWhat We Do
2025 by iamachristian.org,Inc All rights reserved.