1 Hira fiakarana.
Izao àry, misaora ny TOMPO
ianareo rehetra mpanompony
izay mialina ato an-tranony.
2Manandrata tanana mitodika ny Toeramasina,
ka misaora ny TOMPO ianareo.
3 Hitahy anareo hatreto Tsiôna anie ny TOMPO,
Mpanao ny lanitra sy ny tany!
Who We AreWhat We EelieveWhat We Do
2025 by iamachristian.org,Inc All rights reserved.