Salamo 117 - Malagasy Bible Interconfessionelle

SALAMO Fideràn’ny firenen-drehetra

1Miderà ny TOMPO, ry firenena rehetra;

Mihobia Azy, ry vahoaka rehetra.

2Fa lehibe tokoa ny fitiavany antsika

ary mandrakizay ny fahamarinany.

Haleloià!

Blog
About Us
Message
Site Map

Who We AreWhat We EelieveWhat We Do

Terms of UsePrivacy Notice

2025 by iamachristian.org,Inc All rights reserved.

Home
Gospel
Question
Blog
Help