1Andeha, misaora NY TOMPO, ianareo rehetra mpanompon’NY TOMPO,
izay maharitra alina ao amin’ny tranon’NY TOMPO.
2Manandrata ny tananareo mankany amin’ny fitoerana masina
ka misaora NY TOMPO.
3Hitahy anao avy ao Ziona anie NY TOMPO,
Mpanao ny lanitra sy ny tany.
Who We AreWhat We EelieveWhat We Do
2025 by iamachristian.org,Inc All rights reserved.