Salamo 151 - Malagasy Bible

SALAMO Voahosotra ho mpanjaka i Davida ary nandresy an’i Gôliata 1 Salamo nosoratana manokana ho an’i Davida, nefa tsy tafiditra ao amin’ny fanisana. Fony i Davida nanao ady samy irery tamin’i Gôliata.Izaho no kely indrindra taminay mirahalahy avysy zandriny indrindra tamin’ny ankohonan-draiko.Ny miandry ny ondrin -draiko no lahasako. 2 Nanao sodina ny tanako;namboatra valiha ny rantsan-tanako. 3 Iza no hanambara izany amin’ny Tompoko?Ny Tompo ihany, eny, Izy mihitsy no mandre. 4 Koa dia nandefa ny îrany Izy,ka naka ahy teo anivon’ny ondrin-draiko iosy nanosotra ahy tamin’ny menaka fanosorany. 5 Bikàna sy ranjanana avokoa ny zokiko;nefa tsy izy ireo no sitraky ny Tompo. 6 Lasa nisehatra an’ilay Filistinina aho,ka nozoniny tamin’ireo sampiny. 7 Fa notsoahako ny sabatra teny aminyary dia nanapa-doha azy aho;ka indro ny henatra fa voaaisotrateo amin’ny taranak’i Israely.
Blog
About Us
Message
Site Map

Who We AreWhat We EelieveWhat We Do

Terms of UsePrivacy Notice

2025 by iamachristian.org,Inc All rights reserved.

Home
Gospel
Question
Blog
Help