2 Tantara Sava lalana - Malagasy Bible

Sava lalana –(Jereo ny Sava lalana momba ny 1 Tantara).

Ny Boky faharoan’ny Tantara dia misy fizaràna roa: ny nanjakàn’i Salômôna, zanakalahin’i Davida (toko 1–9), ary ny nanjakàn’ireo taranany teo amin’ny fanjakàn’i Joda, hatramin’ny nahazoan’i Nebokadnetsara an’i Jerosalema sy ny sesitany tany Babilôna (toko 10–36).

Ny andininy roa farany amin’ny boky, no mampifandray azy amin’ny Bokin’i Hezrà sy ny Bokin’i Nehemià, sady manainga antsika hanohy ny famakiana ny tantaran’ny vahoaka israelita ao amin’ireo boky ireo. Tsiahivin’ireo manko ny didim-panjakana izay navoakan’ny amperôra Kirôsa ka nahazoan’ny Jiosy hanorina indray ny tempolin’i Jerosalema. Io didim-panjakana io dia voatsiahy manontolo ao amin’ny fanombohan’ny bokin’i Hezrà.

Blog
About Us
Message
Site Map

Who We AreWhat We EelieveWhat We Do

Terms of UsePrivacy Notice

2025 by iamachristian.org,Inc All rights reserved.

Home
Gospel
Question
Blog
Help