1Andeha, misaora NY TOMPO, ianareo rehetra mpanompon’NY TOMPO,
izay maharitra alina ao amin’ny tranon’NY TOMPO.
2Manandrata ny tananareo mankany amin’ny fitoerana masina
ka misaora NY TOMPO.
3Hitahy anao avy ao Ziona* anie NY TOMPO,
Mpanao ny lanitra sy ny tany.
Who We AreWhat We EelieveWhat We Do
2025 by iamachristian.org,Inc All rights reserved.