1Miderà NY TOMPO, ry firenena rehetra;
omeo voninahitra Izy, ry olona rehetra.
2Fa lehibe ny famindrampony amintsika
ary mandrakizay ny fahamarinan’NY TOMPO.
Haleloia*.
Who We AreWhat We EelieveWhat We Do
Terms of UsePrivacy Notice
2025 by iamachristian.org,Inc All rights reserved.