Salamo 134 - Malagasy Protestant Bible

Hira ho fisaorana an’i Jehovah amin’ny alina.

1Fihirana fiakarana.

ANDEHA, misaora an’i Jehovah, hianareo rehetra mpanompon’i Jehovah,

Izay mitoetra alina ao an-tranon’i Jehovah.

2Manandrata ny tànanareo ho amin’ny fitoerana masina,

Ka misaora an’i Jehovah.

3Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany.

Blog
About Us
Message
Site Map

Who We AreWhat We EelieveWhat We Do

Terms of UsePrivacy Notice

2025 by iamachristian.org,Inc All rights reserved.

Home
Gospel
Question
Blog
Help