1Ary Ahasoerosy mpanjaka nampandoa hetra ny tany sy ny nosin-dranomasina.
2Ary izay rehetra nataony araka ny fahefany sy ny heriny mbamin’ny filazana ny fahalehibiazan’i Mordekay, araka izay nanandratan’ny mpanjaka azy, tsy efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’i Media sy Persia va izany?
3Fa Mordekay Jiosy no nanarakaraka an’i Ahasoerosy mpanjaka sady nalaza tamin’ny Jiosy ka nankasitrahan’ny rahalahiny maro, satria nitady hahasoa ny fireneny izy sady nilaza fiadanana tamin’ny olona rehetra iray firazanana aminy.
Who We AreWhat We EelieveWhat We Do
2025 by iamachristian.org,Inc All rights reserved.