Joba 25 - Malagasy Protestant Bible

Ny teny fanintelony nataon’i Bildada.

1DIA namaly Bildada Sohita ka nanao hoe:

2Fanapahana sy fampahatahorana no ao aminy,

Manao fihavanana any amin’ny avo Izy.

3Azo isaina va ny miaramilany?

Ary fahazavan’iza no tsy ihoaran’ny Azy?

4Ary aiza no hahamarina ny zanak’olombelona eo anatrehan’Andriamanitra?

Ary aiza no hadio izay tera-behivavy?

5Indro, ny volana aza tsy mangarangarana,

Ary ny kintana aza tsy madio eo imasony;

6Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana,

Ary ny zanak’olombelona, izay olitra.

Blog
About Us
Message
Site Map

Who We AreWhat We EelieveWhat We Do

Terms of UsePrivacy Notice

2025 by iamachristian.org,Inc All rights reserved.

Home
Gospel
Question
Blog
Help