Salamo 134 - Malagasy Bible(MG1865)

Hira ho fisaorana an'i Jehovah amin'ny alina

1Fihirana fiakaranaNa: Fihirana misy hevitra ambaratonga. Andeha, misaora an'i JehovahNa: misaora an'i Jehovah amin'ny alina, ianareo rehetra mpanompon'i Jehovah, Izay mitoetra alina ao an-tranon'i Jehovah.

2Manandrata ny tananareo ho amin'ny fitoerana masinaNa: amin'ny fahamasinana, Ka misaora an'i Jehovah.

3Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.

Blog
About Us
Message
Site Map

Who We AreWhat We EelieveWhat We Do

Terms of UsePrivacy Notice

2025 by iamachristian.org,Inc All rights reserved.

Home
Gospel
Question
Blog
Help